Boky fampianarana mamaky teny sy manoratra ny olobe, Toko II (teny malagasy)

Zone d'intervention
Vignette
DOC182d
Référence
DOC182d
Langue
Auteurs
Louvain coopération
Année
2015
Résumé

Boky fampianarana mamaky teny sy manoratra ny olobe, Toko II (teny malagasy) Ity boky ity dia fitaovana fampianarana mamaky teny sy manoratra ny olobe, Toko faharoa, novokarin’ny ONG Louvain Coopération sy ny ONG ALEFA Menabe. Ankoatra ny fampianarana mamaky sy manoratra ireo renifeo mifanesy, amin’ny alàlan’ny kisary mifandraika amin’ireo asa famokarana (sompitra iombonana, fambolena mifanaraka amin’ny toe- tany,…), ireo fampianarana aroso dia ahitana ihany koa hafatra fanentanana samihafa (ady amin’ny kolikoly, fanaovana karatra sy kopia, fanabeazana aizana, fahadiovana, sakafo ara- pahasalamana,…).

Hita ao amin’ny tranonkalan’ny Louvain Coopération ihany koa izy ity amin’ny endriny A4 (doc.182C), toy izany koa ireo boky fampianarana tarehimarika sy kajy ny olobe (docs. 182A et B).