Boky fampianarana tarehimarika sy kajy ny olobe, Toko I (teny malagasy)

Zone d'intervention
Vignette
DOC182a
Référence
DOC182a
Langue
Auteurs
Louvain Coopération
Année
2015
Résumé

Boky fampianarana tarehimarika sy kajy ny olobe, Toko I (teny malagasy) Ity boky ity dia fitaovana fampianarana kajy ny olobe, Toko voalohany, novokarin’ny ONG Louvain Coopération sy ny ONG ALEFA Menabe. Ankoatra ny fanazàrana manisa sy mikajy tsotra amin’ny alàlan’ny kisary maneho ireo karazam-bokatra sy fitaovana samihafa fampiàsa an-davanandro, dia mampianatra amin’ny alàlan’ny fotoana sy ny kalendrie ihany koa ny boky.

Hita ao amin’ny tranonkalan’ny Louvain Coopération izy ity amin’ny endriny takelaka maromaro (doc.182B), toy izany koa ireo boky fampianarana mamaky teny sy manoratra ny olobe (docs. 182C et D).